Sary nalaina tetsy sy teroa -Antananarivo - 26 Janoary 2009

Nampidirin'i radotiana | 28 Jan, 2009

Zava-nisy. Samy afaka mandika ny hevitry ny sary amin'izay tiany. Ora voaraiki-tapisaka tamin'ny sary nalaina ireo notanisaina ireo.

 

Behoririka - Jan 27, 2009  - 11:45 am 

 

 

Supreme Center - Jan 27, 2009  - 10:45 am 

  

 

Air du Monde - Jan 27, 2009 - 9:53 am

 

 

 Ankorondrano.  Jan 26, 2009 - 3:32 pm  

 

 

Ankorondrano - Jan 26, 2009 - 3:29 pm  

 

 

Ankorondrano - Jan 26, 2009 - 3:23pm

 

 

Ankorondrano - 26 Jan 2009 - 3:21 pm

 

   

Ankorondrano - Jan 26, 2009 - 3:01 pm 

 

 

Ankorondrano.  Jan 26, 2009 - 3:00 pm 

  

 

Anosy - Jan 26, 2009 - 12:45 pm 

 

 

  Radio Madagasikara - Anosy - Jan 26, 2009 - 12:40 pm

 

 

 

 

  

 

 Radio Madagasikara - Anosy - Jan 26, 2009 - 12:20 pm 

 

 

 Ambohidahy - Jan 26, 2009 - 11:40 am

 

VITA TOMPOKO

 


8 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Sary nalaina tetsy sy teroa -Antananarivo - 26 Janoary 2009"

  1. Misaotra betsaka r'ise naka sady nampita ny sary.

    Nampidirin'i radotiana 28 Jan 2009, 05:04
  2. tsisy azo adikana azy afa-tsy hoe tena sauvage tokoa isika ! mahamenatra , pire noho ny afrikana! misaotra betsaka @ sary e!

    Nampidirin'i saovazy 28 Jan 2009, 10:52
  3. Ity izany ilay hoe mitondra izay voarambin'ny tanana ...
    Izay dia marina, aza manambony tena tsy ho afrikana na iray aza fa tena efa mirefarefa, mbola ho ela, dia mbola ho ela!

    Nampidirin'i Tsisy tanjona 28 Jan 2009, 11:44
  4. Misaotra Rado a !

    Nampidirin'i Tsikisariaka 28 Jan 2009, 12:01
  5. Tsisy Tanjona,
    Samy nanana ny tanjony daholo na ny Pro Ra8 na ny ProTGV raha ny fahitako azy. Ny daholo be no mifafa ny kihony avy eo.

    Nampidirin'i Radotiana 28 Jan 2009, 21:24
  6. Tsikisariaka,
    TSy misy fisaorana e. Tsy mahavita miasa mihitsy aho efa ho roa andro izay mandinika ny zava-misy. Izay angamba ilay antsoin'ny gasy hoe mivalaketraka. :-(

    Nampidirin'i Radotiana 28 Jan 2009, 21:27
  7. mahaliana tokoa ny sary; mbola ho ela isika vao mba ho hendry

    Nampidirin'i janoary 28 Jan 2009, 22:48
  8. Misaotra betsaka t@ sary ary aza mivalaketraka fa atanjaho ny saina hanarina ny fatiatonka e!
    Mbola lavitra ny ezaka tsy maintsy atao!

    Nampidirin'i ni 29 Jan 2009, 01:17