Sary nalaina tamin'ny fakana Ministera - 19 Feb 2009

Nampidirin'i radotiana | 22 Feb, 2009

Tohatoha-baton'Antaninarenina - 12:48 pm

 

 

Anosy - 02:17 pm

  

 

Anosy - 02:18 pm

 

 

Anosy - 02:42 pm

 

 

Anosy - 02:48 pm

 

 

 

Anosy - 02:48 pm

 

 

Anosy - 02:52 pm 

 

Anosy - 05:03 pm

 

 

VITA TOMPOKO 

 

 

 


7 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Sary nalaina tamin'ny fakana Ministera - 19 Feb 2009"

  1. Fantatro fa efa "vary mangatsiaka" ireto sary ireto kanefa dia tiako ho rakentina ihany fa zava-nisy teto amin'ny firenena tsinona. Nampidirin'i radotiana 22 Feb 2009, 04:19
  2. misaotra hatrany Rado a! tantara mipetraka tokoa ireo. Mankasitraka ny fahafoizan-tenanao @ fakana ny sary sy ny fitanterana azy eto ho hitanay!

    Nampidirin'i dadasy 22 Feb 2009, 05:34
  3. Dadasy,
    Tsy misy isaorana fa ianao mazoto mametraka hafatra no isaorana be dia be.

    Nampidirin'i Radotiana 22 Feb 2009, 06:52
  4. ilay sary fahatelo mba nindramiko ry Rado fa isaorako sy ialako tsiny mialoha. Reveko be ilay tsikitsikin'ny mpitolona - lolllll (dia rehefa nampirimiko ilay izy dia hitako fa tao Carlotn smile no nataonao anaran'ny file - hihihi)

    Nampidirin'i Ikalamako 23 Feb 2009, 06:59
  5. Voafafa tsy nahy ilay hafatrao teo ambonin'io farany io ry Ikalamako fa aza tsiny indrindra an.

    Mety nanala azy tamin'ilay ranamana teo aloha teo angamba izy roa vavy fa "SMILE" be mihitsy no tazanao. Saika nataoko hoe "mifampizaha hely" ny anaran'io file io tamin'ny voalohany. Ilay carlton smile no mahalaza azy tsara kokoa :-)

    Nampidirin'i Radotiana 23 Feb 2009, 07:04
  6. ouups tsetsatsetsa tsy aritro kely kay vah reh ka miteny sinoa sa teny inona ny polisy malagasy e! hihihi ilay 'ampinga' io misy soratra @ teny tsy hay kouhhh

    Misaotra hatrany @ fampielezana vao² an-tsary e!!!

    Nampidirin'i sipagasy 23 Feb 2009, 13:22
  7. Rado : tsisy tsiny - hihihi
    Miezaka mi-charme mihitsy izy roa no tena nampiomehy ahy : joindre l'utile à l'agréable. Itsikitsikio ny rasil hozy fa tsy fantatra izay mba ho anjara.

    Nampidirin'i ikalamako 23 Feb 2009, 13:54