Tokantrano miahahaka

Nampidirin'i radotiana | 27 Feb, 2009

 Dia tsy maintsy  nafarana ihany izany ny tao amin'ny Firenena Mikambana UN fa tsy vitan'ny samy Malagasy samy irery intsony ny fanelanelanana ny fifampidinihina. What a shame!"


 Secretary-General dispatches senior UN political aide to Madagascar

Assistant Secretary-General Haile Menkerios

26 February 2009 – Secretary-General Ban Ki-moon has dispatched a senior United Nations political aide to Madagascar, following a request from the Government for a more active role by the world body in dealing with the political tensions in the Indian Ocean island nation.

Assistant Secretary-General Haile Menkerios, who had been sent to Madagascar in early February to assess the situation, was travelling with Mr. Ban in Africa when he was asked to return to the country to continue the UN’s good offices work there.

President Marc Ravalomanana and the Mayor of the capital, Anatananarivo, Andry Rajoelina, declared earlier this month that they are committed to start a United Nations-facilitated dialogue and to resolve their differences peacefully. Close to 100 people were killed and many more injured in violence that erupted several weeks ago amid their dispute.

Upon his arrival in Madagascar today, Mr. Menkerios met with Mr. Ravalomanana. He was also expected to meet with Mr. Rajoelina.

Last night, the Secretary-General met at the airport in Johannesburg with two government ministers from Madagascar, who asked for a more active UN role in dealing with the parties in the country.

Mr. Ban assured them that a mediator has been appointed who would arrive in Madagascar shortly, in addition to Mr. Menkerios.

 

Loharanom-baovao: http://www.un.org/apps/news/story.asp?NewsID=30034&Cr=madagascar&Cr1= 


2 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Tokantrano miahahaka"

  1. Ity indray no tsy hitako:
    Hametraka ny rafi-pitondrana mpanjaka. Hita tao amin'ny gazety taratramada.com niseho ny 28 Feb, 2009.
    ================================
    Mipoitra avokoa ireo hevitra rehetra hamahana olana izao raharaham-pirenena izao. «Fihatsarambelatsihy no misy aty Afrika. Manana toetran’ny mpanjaka ireo filoham-pirenena afrikanina ka aleo apetraka eto amintsika izany», hoy ny taranaky ny Andriana araka ny fanambaran’izy ireo, omaly. Hita taratra rahateo izany amin’ireo filoha afrikanina sasany mbola eo amin’ny fitondrana hatramin’izao. Ohatra, 85 taona ny filohan’i Zimbaboe ary 28 taona nitantanana an’io firenena io. Toy izany koa ny filohan’i Gabon sy ny any Libia efa mihoatra ny 40 taona nitondrana firenena.
    Raha ny tolo-kevitr’ireto avy amin’ny Andriana ireto, voatsinjara ny asan’ny tsirairay. «Mandrindra ny fampandrosoana ny praiminisitra. Manala ny mpitondra mitady hangoron-karena sy fahefana kosa ny mpanjaka», hoy izy ireo. Niantso ireo taranaky ny mpanjaka sy ny andriana manerana ny Nosy izy ireo mba hampijoro ny antokon’ny fitondrana mpanjaka (Partie royaliste). Mampihatra ny rafi-pitondrana mpanjaka ny any Japana, Thailande, ry zareo anglisy, ny any Maraoka…

    Nampidirin'i krizy 01 Mar 2009, 04:41
  2. te hifikitra amon seza mandrakizay refa tonga eo

    atao daholo izay tratry ny aina ; indrindra ny vola satria tsy te hiala , eny htramin'ny famonoana olona

    Nampidirin'i kitjo 10 Mar 2009, 11:37