Sary nalaina teo Andohan'Analakely - 28 Mars 2009

Nampidirin'i radotiana | 30 Mar, 2009

Andohan'Analakely - 2:09 PM

 

 

Ambohijatovo - 2:20 PM

 

Hiakatran'Ambohijatovo - 2:40 PM

undefined 

 

 Andohan'Analakely - 2:48 PM

 

Ambohijatovo - 2:49 PM

 

 

Ambohijatovo - 2:50 PM 

 

 

Andohan'Analakely - 2:50 PM

 

 

Andohan'Analakely - 2:50 PM

 

 

Andohan'Analakely - 2:50 PM

 

 

 Ambohijatovo - 2:57 PM

 

 

Ambohijatovo - 3:15 PM -

Firehetan'ny tariby an'ny JIRAMA vokatry ny tifi-danitra avy eny ambonin'ilay fiara pick up 4X4.

 

 

VITA TOMPOKO  

 


18 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Sary nalaina teo Andohan'Analakely - 28 Mars 2009"

  1. Isaorana be dia be i zandry lahy Mamy Rael nampita ny sary.

    Nampidirin'i radotiana 30 Mar 2009, 02:27
  2. Izany ka olona kosa

    Nampidirin'i sitlo 30 Mar 2009, 07:04
  3. tariby fa tsy taroby

    tarika + vy

    Nampidirin'i sitlo 30 Mar 2009, 07:05
  4. Sitlo,
    Efa nahitsy ny diso tsipelina. Misaotra betsaka.

    Nampidirin'i Radotiana 30 Mar 2009, 07:13
  5. Toa biby be ireto miaramila !

    Nampidirin'i kdaombaramita 30 Mar 2009, 09:06
  6. mavoaza andreo tsara izay mba anjaran'ny sasany indray zô e , olona mitonatonana ny olona tohanany aza efa nametrapialanakah reo mbola mandany faladiankiraro eo Nampidirin'i gerphina 30 Mar 2009, 11:20
  7. fa manina reo olona reo ra avela ho eny @ 13mai e.aiza le demokrasia e.

    Nampidirin'i 13mai 30 Mar 2009, 13:46
  8. nareo tim hamotika an'i madagasikara no tadiavinareo

    Nampidirin'i ravalomanody 30 Mar 2009, 14:12
  9. Ef fok rogony miaramila nareo e

    Nampidirin'i Mina 30 Mar 2009, 15:58
  10. iza no tena mamotika e?
    inn de firy no potika? orinasa sa ...! izao refa hoe tsy mahazaka ny demokrasia napetrany .

    Nampidirin'i gastina 30 Mar 2009, 15:58
  11. Misaotra @le sary fa hita aty mintsy ny fandehan'ny hetsika rehetra.
    Izao ilay hoe 'valin'ny fongiky fongaky', l'arroseur est arrosé, voa raTGVendrana, mbola tsy firy volana akory dia efa mijinja ny nafafiny!!!
    Isolé, tsy misy firenena na iray eran'izao tontolo izao ka manohana io HAT io, sa i France fa somary manafina, angamba tokoa.

    Nampidirin'i Zafintaolo 30 Mar 2009, 16:19
  12. Mba misaina ry Kelysaina sy Dondrona karamain-dra8 a. Ataon-dra8 daolo zao rehetra zao andragintana... refa voaongana tsy mahay mipetraka aloha... Ampiasain'ny pro-ra8 daholo izao symboles sy sacrés rehetra izao hanaraina ny vahoaka: - teo Andriamanitra foana aloha no antsoitsoina - avy eo avoaka foana teo ny hoe masina ny lalam-panorenenana, ny légalité hajaina,... - dé zao indray avoahay ny sainampirenena, ny firenena (reny miaraka am'Dada,...) Lé razily sy ny mpaka sary akory tsy nivoaka avy tao anaty bouche d'égouts na nidina avy any an-danitra fa efa voamana tsara sy voarakamabe mialoha Nampidirin'i anti-mpandrangitra 30 Mar 2009, 17:01
  13. Hoan'i Anti-mpandrangitra, Zonao ny mihevitra fa efa voaomana tsara i razily sy ny mpaka sary. Izaho sy ny zandriko izay naka ny sary dia tsy voakaraman'iza na iza. Ny fitiavanay maka sary sy ny handrakitra ny zava-misy no manentana anay. Nampidirin'i radotiana 30 Mar 2009, 18:16
  14. Ka efa hoe jereo eto

    Nampidirin'i TGV & Cie 30 Mar 2009, 22:58
  15. Hoan'ialahy ry mpandrangitra Sary dia mila hita hanaporofona ny misy fa rehefa ravalomangana ialahy dia mipetra fa tsy miteniteny foana eo.Inona mba vitan'ialahy taminy firenena nitondra saina sa naka sary sa ireo mpitoraka sa mpaniraka mpitoraka sa?Mba misaina vao miteny. Nampidirin'i Antianti-pandrangitra 30 Mar 2009, 23:24
  16. Misaotra sy mamporisika ny mpaka sary!! Raha samy mijoro @ ny talentany avy, tahakan'ireto zandry mpaka sary ireo isika dia tsy norambosan'ny jiolahimboto (Andry Rajoelina) sy tontakely (ireo olona novidiany sy ny HAT) hoatran'izao ny firenena. Mba menatra nareo be vava ireo fa aza ao ambadikin'ny ordinateur eo fotsiny e. Raha lehilahy dia raiso ny andraikitrareo ... raha mbola tsapanao koa izany.

    Nampidirin'i Ragasy 01 Apr 2009, 05:14
  17. Fa nahoana kay isika samy gasy no mifamono toy izao fa nahoana loatra sa efa fitiavan-tena diso tafahoatra lohatra tsy mety aloha izao ataontsika izao amiko e malagasy mipetraka aty ivelany aho ka mahatsapa hoe maninona no tsy mba hahay hifandamina ny mpiray tanindrazana tsy mety mihitsy ny toe-tsaina fa tokony iray mandat dia efa miala ny mpitondra fa anjary mahatonga korontana afaka enina taona dia ataonareo ohatran'io koa zao i Andry TGC toa an'i Ravalomanana sy Ratsiraka ihany anie fa izao aloha mivavaha ho an'i Madagasikara ianareo izao koa efa mivavaka mafy. Nahoana e?

    Nampidirin'i Ranjavola Andriamanana 02 Apr 2009, 03:27
  18. Rehefa @ fotoana inona no antsoina hoe mpitandro filaminana itony karazan'olona manao akanjo ravitoto itony ary rehefa @ fotoana inona indray no antsoina hoe "MPITANDRO NY FANAKORONTANANA" ...fa toa sady tsy ho an'ny tanindrazana araka ilay litanie mahazatra na tsy androka haron'ny vozona koa fa toa olona mpandrogony fontsiny. Mpihinana ny volam-bahoaka fontsiny nefa mamoritra sy mamono azy. Tsy misy ilàna miaramila eto Dago

    Nampidirin'i Mpandoha hetra 02 Apr 2009, 08:16