Sary nalaina teo Ambohijatovo sy Analakely - 11 Septembre 2009

Nampidirin'i radotiana | 11 Sep, 2009

Ambohijatovo - 10:08 am

 

Ambohijatovo - 10:13 am

 

Ambohijatovo - Razily - 10:23 am

 

 

Ambohijatovo - 10:32 am

 

 

Ambohijatovo - 10:55 am

 

 

Ambohijatovo - 10:56 am

 

 

Ambohijatovo - 11:00 am

 

Ambohijatovo - 11:00 am

 

 

Ambohijatovo - 11:11 am

undefined

 

Andohan'Analakely - 11:14 am

 

Andohan'Analakely - 11:16 am

 

 

Tohatoha-baton'Antaninarenina - 11:51 am

 

Analakely - 12:11 pm

 

Analakely - 2:36 pm

 

Analakely - 2:38 pm

 

Analakely - 3:53

 

Analakely - 3:56 pm

 

 

VITA TOMPOKO 


4 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Sary nalaina teo Ambohijatovo sy Analakely - 11 Septembre 2009"

  1. Miarahaba antsika rehetra ary miala tsiny noho ny tsy nahafahana nandray anjara mavitrika hatramin'ny volana Mars noho ny fahasahiranana amin'ny asa aman-draharaha. Te hanamarika kely aho fa tsy izaho ilay olona naneho hevitra nampiasa ny solon'anarana "radotiana". Nalaina ireo sary eo ambony ireo mba hanehoana ny zava-nisy. Samy afaka mandika ny heviny amin'izay mahatony ny sainy hatrany anefa. Mazotoa daholo.

    Nampidirin'i radotiana 11 Sep 2009, 22:55
  2. misaotra foana foana e !

    Nampidirin'i ikalamako 12 Sep 2009, 14:58
  3. kay
    ary misy ramatoa efa antitra mande mitolona an!
    tena fitiavan-tanindrazana tokoa angmaba an :)

    Nampidirin'i simp 12 Sep 2009, 22:00
  4. Ikalamako,
    Rakitra misy ho jerena any aoriana ireo ry Ikalamako. Misaotra nametraka e.

    Simp,
    Mba variana tamin'iny ramatoa masaka ara-poto-kevitra iny koa aho. Mety ka. Sahy mijoro amin'izay maha resy lahatra azy.

    Nampidirin'i Radotiana 13 Sep 2009, 06:26