Sary nalaina teo Analakely - Tsaralalàna - 14 Septembre 2009

Nampidirin'i radotiana | 14 Sep, 2009

Analakely - 2:46 pm

 

 

 Tsaralalàna - Manoloana ny Consulat Général de France - 3:00 pm

 undefined 

  

 Analakely - fiara niantsona nanoloana ny fivarotam-panafody - 3:03 pm

  

 

Analakely - 3:07 pm

 

 

Analakely - 3:08 pm

 

 

 Analakely - 3:10 pm

 

 

 Tsaralalàna - 3:23 pm

 

 

 Analakely - 3:37 pm

 

 

VITA TOMPOKO 


9 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Sary nalaina teo Analakely - Tsaralalàna - 14 Septembre 2009"

  1. Izao foana ve no fiainana isan'andro ? tena mahakivy ! tsy hilamine intsony i Gasikara.

    Nampidirin'i Kdaombaramita 14 Sep 2009, 23:23
  2. Kdaombaramita, "gijagija" lava. Nolevonin'ny afo tao anatin'ny fotoana fohy ny vaika Toyota 4X4 mbola mijajika an'ilay ranamana nijanona teo amin'ny Pharmacie. Mampanongo tena. Mifamahofaho ny hevitry ny olona. Ny sasany mihevitra fa ny mpanohana ny ara-dalana ireo mahery setra ireo. Ny sasany milaza fa andian'olona voakarama hanasoketana ny mpanohana ny ara-dalana ireo. Tsy hay intsony fa aza mba ipitihan'ny afo fotsiny fa tonga dia may ara-bakiteny. Asa na rahoviana vao mba hilanto isika ity. Nampidirin'i radotiana 15 Sep 2009, 00:46
  3. Tena mitantara mihitsy ilay sary an! mampalahelo i Gasikara.
    Misaotra an'i Raditiana nizara ô!

    Nampidirin'i Maeva74 15 Sep 2009, 23:47
  4. Maeva74, Misaotra nitsidika sady nametraka ô!

    Nampidirin'i radotiana 16 Sep 2009, 03:08
  5. Hilaza kely aho aloha! Tamin'ny fahatongavako teny dia io rangahy manao lobaka carreaux solasola io no nitondra ny fiara.

    Nampidirin'i jentilisa 16 Sep 2009, 11:36
  6. Jentilisa, asa na mba afaka nitondra fanazavana tamin'ny haino aman-jery ny amin'ny izay heveriny ho antony tena nahatonga ny firehetan'ny fiarany izy. Enga anie mba honeran'ny trano fiantohana ny fiarany niaram-boina.

    Nampidirin'i radotiana 16 Sep 2009, 13:41
  7. Ka nanontaniako izy fa tsy nety namaly. Asa raha mba nisy haino aman-jery nanontany azy satria tena ilaina mihitsy io.

    Nampidirin'i jentilisa 16 Sep 2009, 14:55
  8. Jentilisa, natahotra ny arakaraka angamba izy ka dia naleony nangina. Mampalahelo.

    Nampidirin'i radotiana 17 Sep 2009, 01:36
  9. indrisy ry taniko izao sisa no ho hany fiaraha monina any aminstika veh?

    Nampidirin'i sipagasy 19 Sep 2009, 19:39