Paradin'omby!!
Nampidirin'i radotiana | 13 Aog, 2006Nandalo tany Denver aho ny alakamisy lasa teo ka ireto misy sary vitsivitsy nalaiko izay mba tiako ho zaraina aminareo. Mijere finaritra.
Lohateny: San Luis Valley Cow
Lohateny: Village Cow
Ity angamba no tena hoe "Omby Vola" aminy :-) )
Tsy dia nanantena hahita vola gasy aho saingy ...


Lohateny: Cow Stamp(ede)

Lohateny: Identity Crisis

Lohateny: It's your moove

Lohateny: Aspen Eyes

Lohateny: Alpine Explosion

Lohateny: Bovine Beauty

Lohateny: Mavine Muse

Lohateny: Cow Town USA
Ankafihiziko!

Ity farany ity indray kosa dia mba tsetratsetra tsy aritra teny andalana teny fotsiny.
Lohateny: Gossip - Mifosa

Vita Tompoko!
Mahavariana !
Nampidirin'i fraz 13 Aog 2006, 05:24Misaotra nizara o!
Nampidirin'i soanja 13 Aog 2006, 10:46Tiako be ilay Bovine Beauty.
Nampidirin'i soanja 13 Aog 2006, 10:48Misaotra an'i Fraz sy Soanja nitsidika sady nametraka eh! Milay io Bovine Beauty io ry Soanja an. Tsy atakaloko an'ilay Cow Town USA na dia izany aza :-))
Nampidirin'i Rado 14 Aog 2006, 02:50Misaotra nizara fa mahafinaritra be! isan'ny tia be an'io koa mantsy aho. Tany Bruxelles no nahitako an'io fampirantiana omby eraky ny tanàna io t@ 2003, saingy indrisy tsy mba nanana sary aho.Misy takelaka azo jerena ihany ity raha te hahita ny sombiny tamin'izany saingy vitsy fotsiny no hita ao.
Nampidirin'i kally 14 Aog 2006, 05:36http://chezmeuh.free.fr/artoncows/artoncows.htm
Misaotra an'i Kally. Efa ela nivezivezena mihitsy ireto omby ireto an. :-)) Mitety firenena maromaro mihitsy izany ity fampirantiana ity ary miovaova hatrany koa ny lohahevitra fidian'ireo artista mpanao hoso-doko raha ny fahitako azy.
Tsy ratsy kah! Rahoviana ary izy ireto vao mba ho tonga any Dago? ...
Nampidirin'i Rado 14 Aog 2006, 11:09Ny ahy indray dia ilay omby misy vola gasy no tena mahatalanjona ahy!
Nampidirin'i Tokinao 14 Aog 2006, 14:12msôtra e!
Misaotra betsaka oooo
Mahavariana ilay izy :)
Nampidirin'i pissoa 14 Aog 2006, 16:02sali lesy! mahafinaritra fa misaotra e!
Nampidirin'i watafon 14 Aog 2006, 16:14Misaotra antsika rehetra nitsidika. Rehefa misy zavatra hita fa mba milay sady miavaka dia arosoko eo ihany.
Nampidirin'i Rado 14 Aog 2006, 16:25Ary ahoana ilay farany tsy omby io. Tsy mba misy mpitia angaha? :) zany ka vehivavy!
Nampidirin'i soanja 14 Aog 2006, 20:44Waouh! Misaotra mizara ry reto ah! Dia altovo matetika. Le gossip_mifosa kosa hafakely. Aiza moa ny volantsika no tsy hasehon'zalà ny atsika anie no tena manasongadina ny sarin'omby eh; Sady raha tsy misy omby koa io dia sandoka fa atsoy ny FBI na SWAT Haingana!!!!!!!
Nampidirin'i Yha. (mahajanga) 18 Aog 2006, 17:04Izay aho vao nahita ity paradin omby ity. Tena tsara be, ary ahoana io vola gasy io? Misaotra nizara e, mahitahita koa nareo an.
Nampidirin'i dailynews 25 Okt 2006, 02:20