Sary nalaina teny Ambatobe - 06 Mar 2009
Nampidirin'i radotiana | 7 Mar, 2009Ambatobe - 4:26 pm
4:28 pm
4:29 pm
5:27 pm
5:39 pm

5:54 pm

6:03 pm - izany ny "Cocktail Molotov" aminy hoan'izay mbola tsy nahita maso. (update)
"stuck" - Tapaka ny ankamaroan'ny lalana. Samy manao ny saim-patany ny mpamily.
VITA TOMPOKO
Herezo ry mpitandron'ny filaminana.
Aleo mihitsy ireo mpandoro sy mpanimba zavatra mody mampalahelo ireo hanefa sazy.
Izy indray no miseho manjaka nefa tsy vato iray nirotsaka ho azy.
Nampidirin'i sitlo 07 Mar 2009, 07:09mmh, ireo misaron-tava ireo izany no mpandroba? sy mpampihorohoro vahoaka aminy??? ary ilay manao marche canard atsy am-badika kay naninona no nahatonga azy nanao io???
Nampidirin'i sipagasy 07 Mar 2009, 13:27ary maninn ny akanjon'ny prà atsy ambadika oe "policia", d eto "police" d maninn tsy atao oe polisy na prà? sa futile b ny zavatra lazaiko hahaha!
Nampidirin'i kelly13 07 Mar 2009, 17:53soa fa teo ny mpampita sary izay isaorana.
Nampidirin'i ikalamako 07 Mar 2009, 19:13Ndriana,
Nisy ny siosio omaly fa hosamborin'ireo Tgvistes ireo zanaka minisitra gasy mianatra ao amin'ny lycée francais tao Ambatobe. Tsy lavitra an'io sekoly io koa moa ny tranon'i Andry Rajoelina.
Nampidirin'i radotiana 07 Mar 2009, 23:15Sipagasy,
Izay noheverina fa nampiahiahy ny mpitandro ny filaminana dia voasava sy niharan'ny fanamamoana ohatran'ilay nahazo ilay manao marche canard io afakomaly. Nisy ny fisavana felan-tanana. Izay naloto tanana (mpitoraka vato, biriky )dia voasambotra.
Nampidirin'i radotiana 07 Mar 2009, 23:18kelly,
Raha araky ny eritreritro dia mety samihafa ny toerana niavian'ireo fitaovana fiarovana ireo no antony mampisy ny soratra hoe Police sy ny Policia. Rehefa voatery dia izay hita eo raisina na mi "mismatch" aza..
Nampidirin'i radotiana 07 Mar 2009, 23:23Yonika,
Io no antsoina hoe COCKTAIL MOLOTOV aminy. Io no fitaovana ampiasain'ireto tanora ireto handorana tranon'olona.
Sary faharoa: Notorahan-dry zareo tamin'io cocktail molotov izy efa-dahy mpitandro ny filaminana. Kely fotsiny no tsy nipoahan'ilay afo tamin'iray tamin'izy ireo.
Nampidirin'i radotiana 07 Mar 2009, 23:28Ny tsy azoko hoe: nahoana no tsy samborina ny lehiben'ny mpanakorontana dia vita ho azy ny tantara e?
Nampidirin'i contre mpanakorontana 08 Mar 2009, 15:20Mampalahelo be mihitsy ity tantara ity. Fa dia inona ny zavatra vitantsika no dia tonga amin'izao lay tanindrazana? Ny tena mahonena dia reo olona tsy manantsiny sy tsy tompon'andraikitra fa dia miandry ny rariny eo nefa ny sasany tsy mieritreritra afatsy ny hanankorontana sy hanimba zavatra. Tsy momba ny atsy sy aroa zaho fa dia tsy rariny kosa zao. Isika zao efa @ taonjato faha 21. Tsy eny an-dalana intsony ny fakana fahefana. Dia ahoana ihany ny hiafaran'ity?
Nampidirin'i miantsonyrariny 09 Mar 2009, 19:45Hoan'i Mse Miandry vokatra tsara za,
Nampidirin'i radotiana 10 Mar 2009, 01:49Misaotra nametraka hafatra. Sarotra ny hampanantena fa haharaka ny fitanteram-baovao eto foana fa dia aleo mamporisika anao hitsidika ireo gazety gasy misy eto amin'ny internet.
sali dol
somary gaga fts za mamaku blaogy sy mifampiresaka amin'ny namana Serasea,
ny ankamaroanareo any ivelany ve tsy mahalala ny zava-misy marina fa pro ra8 be daholo?
enye, za koa aloha mba mamaky sobika sns dia toy ny mihaino Radio Mada aty Tana koa,
Raha nanaraka vaovao ianareo disa saika nosamborin'ny miaramila tao antranony i Andry ny alina talohan'io saingy tsy tratrany
Nahare an'in ny olona dia nankeny daholo ny maraina, ny nampisy cocktail dia satria tanam-polo ny vahoaka kanefa ny miaramila mitifitra sy midaroka, ka iny no mba vitany entiny moatrika ireo hery famoretana ho ao antranon' i Andry fa tsy hoe tonga teny ireto olona handroba, tao moa no nitondra vato
dia omena tsiny amin'izany ve ireto olona ireto, hery efa hita ts mifandanja tsy hanao izay ho afany zareo?
ts nisy trano na fivarotana voaroba teny k! ozay no antony
ary diso be koa izany hoe haka zanaka ministra izany
nisy nanao fausse alerte niantso ambulance tao dia ny olona efa romotra dia nisava lay fiara fa niely ny tsaho hoe Haka ny zanak'i PM; dia naverina niditra anaty lycee lay fiara fa hoe aleo hiaraka amin'ny zana bahoaka ao fa maninona no asaina mody
Ts nisy na iza na iza tao anatin lay fiara no rehefa namarinina koa dia olona nandainga ilay niantso ambulance
Tena gaga mitsy za fa toa vaovao diso daholo ankamaroan' ny hita amin'ny internet; ireo site be mpahafantatra
Ny valala misy, ny mpilaza mahay, hoy Ny Ntaolo
Ao koa ireo mpanararaotra anefa tsy lavina, ireny moa dia bandes organisees fa mbola ho hitantsika eo ny tohiny
Ahoana koa ny fahitanareo ny elements an'i Guy Rivo saika hamotika ny Tv Plus omaly? inona koa izany reny?
Tvplus mandefa vaovao mba hisokafanareo amin'ny hevitra hafa fa aza donton'ny lakolosy tokana;
betsaka koa ireo gazety online
ary maninona ny ONU no miaro an'i Andry sy niangavy an i ra8 ts hisambotra na hampamono an'i Andry?
Atao inona tireurs d'elite bdb misy avy any Israel?
Rado: fa ngah enao aty toa ts miteniteny? sady mandalo tana-misy avana an,ihihiih
veloma daolo indray fa mitselika fts
Nampidirin'i kitjo 10 Mar 2009, 12:24na mijery sary fts aza
http://gasy.net/Video/videodirectlink/_tv-plus_20090308_211715-3.html
Nampidirin'i kitjo 10 Mar 2009, 13:26ita fa io andry io mintsy no tena rangory fototry ny afo e, ka izy ve nationalité frantsay tsy ho arovan`ny avy any ivelany e, aiza ary enao izany ry kitjo a???? de aona koa enao tam le volabe 700millions nalaina teo am bni andravoangy, vola am anarani andry rajiolahielina fiara hulix 2450TAF no naka io vola io, mazava oazy fa hozaraina entina hanakaramana ireo gadra nitsoaka ny fonja hatr@ janvier ireo vola ireo mba hamakiana fivarotana sy orinasa eto tana, fa mann ny injet sy domapub sy radio viva, sy tele no tsis may sy potika, mazava ny bol e.Ra i Guy Rivo indray de tena miasa, ireny no tena ilaini Firenena fa tsy i andry rajiolahielina mintsy e, tandrem sao marary fo ao a hihihihihhihi, mazotoa e
Nampidirin'i joely 10 Mar 2009, 15:47Hi Kitjo,
Nampidirin'i radotiana 10 Mar 2009, 18:07Misaotra nitsidika sady nametraka hafatra. Efa betsaka ny loharanom-baovao azo anovozana eto amin'ny internet. Na hoan'ny mpanohana io na hoan'i mpanohitra. Samy mandray izay mahatonitony ny sainy e.
joely> eto iany za fa tsy aiza k..hihi
fa tokony mba noteneninao i Guy tsy nitarika ny bokon,ozatrany nankeny amin,ny 13Mai nigafy androany, fa mampiady vahoaka, sady ohatr,izay tsy may ny tranony
eto Tana aloha ny fako amin izao d tena hampiverina ny peste nefa Maire sy PDS izao indray miasa, , samy omeko tsiny izy roa
aleo za tsy hiteny firy fa ny tantara no arahina e
Nampidirin'i kitjo 11 Mar 2009, 01:23Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana,
Te hitafa amin’ny Vahoaka Malagasy aho androany, hilaza aminy amin’ny fomba tena mahitsy ny zavatra mitranga eto amin’ny Firenentsika sy ny fomba ahafahantsika miroso amin’ny fampandrosoana. Tonga eo amin’ny kiondalana isika ankehitriny. Afaka manaraka ny lalan’ny korontana sy ny adilahy politika isika, na afaka manaraka ny lalan’ny firaisam-pirenena sy ny demokrasia. Amin’ny maha Prezidan’ny Repoblikan’i Madagasikara ahy, dia mandala hatrany ny firaisam-pirenena, ny firaisankinam-pirenena ary ny Demokrasia aho.
Tokony hitsahatra amin’izay izao krizy andalovan’ny Firenena izao. Be loatra ireo olona efa nitondra faisana. Maro ny aina nafoy, ary maro ny orinasa rava. Ny lazan’i Madagasikara mihitsy no voatohintohina. Tsy azo ekena ny fitarozahan’ny toe-draharaha. Tsy vahaolana velively ny fandrobana sy ny asa fanakorontanana. Tsy tia herisetra isika Malagasy. Tokony hifampihaino, hifampidinika, ary hifanaja isika ahafahana mamaha ny olana haingana.
Ankehitriny, fantatra eran’izao tontolo izao i Madagasikara noho ny ezaka ataony amin’ny fanamafisana ny demokrasia sy noho izy nifidy ny lalan’ny fampandrosoana haingana.
Satria isika mandala ny demokrasia, dia zava-dehibe ny fanajana ny Lalàmpanorenana. Masina ny Lalàmpanorenana, ka tokony hohajaina. Ary mbola averiko eto indray fa efa nanao fianianana aho fa hanaja ny Lalàmpanorenana toy ny anakandriamaso.
Mitodika aminareo izay tsy mitovy hevitra amiko aho. Aoka isika samy hanaja ny Lalàmpanorenana. Io no lalàna ambony indrindra eto amin’ny tany sy ny Fanjakana.
Noho izany, dia mbola averiko ihany ho antsika. Aoka hitsahatra ny asa fanakorontanana. Rehefa ny Lalàmpanorenana sy ireo Andrimpanjakan’ny Repoblika no voatohintohina, dia ny demokrasia sy ny fananganana Firenena tena vanona no voatohintohina.
Mbola marefo ny demokrasia eto Madagasikara, ka tokony harovana. Tiako hanana ny maha izy azy, ka handray anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana ny ankolafin-kery rehetra eto Madagasikara.
Nefa tsy maintsy ao anatin’ny fanajana ny lalàna izany.
Amin’ny maha Filohan’ny Repoblika ahy, dia tsy maintsy mijery ny tombontsoan’ny Malagasy rehetra aho.
Ry Vahoaka Malagasy,
Holazaiko aminareo ny tena ato am-poko. Am-panetretena lehibe no anaovako izany. Tiako ho fantatrareo raha nisy tsy mety nataoko. Izay no maha olombelona, nefa soa lavo hahay hamindra. Raha misy heverinareo fahadisoana nataoko, dia raisiko ho andraikitro izany. Ho anareo izay mahatsiaro fahatezerana, azoko tsara ny fahatezeranareo. Miara ory aminareo aho, ary tsapako ny fangirifirianareo. Tiako ny milaza aminareo fa vonona hihaino anareo aho, ary manome toky aho fa handray fepetra hitady vahaolana amin’izay zavatra itarainanareo.
Zava-dehibe ny fihaonana sy ny fifanakalozan-kevitra nasionaly ataontsika manomboka ny Alakamisy izao, ary haharitra telo andro. Manantena isika fa hitondra vahaolana haingana amin’izao disadisa misy eto amin’ny Firenena izao izany fihaonana izany.
Mijoro aho ankehitriny amin’ny maha Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara ahy. Averiko indray fa mandala hatrany ny firaisam-pirenena, ny firaisankinam-pirenena, ary ny Demokrasia aho. Hiasa miaraka isika, satria ny tanjona dia ny fampandrosoana ity Tanindrazana malalantsika ity sy ny fanatsarana ny fiainanan’ny isan-tokatrano.
Masina ny Tanindrazana !
Homba antsika mandrakariva anie Andriamanitra !
Nampidirin'i Ravalomanana 11 Mar 2009, 19:25Personne n’en parle : Les réalisations du Président Marc
Nampidirin'i renimalala 12 Mar 2009, 10:18Ravalomanana
Depuis le début de la crise, les média ont toujours relaté prioritairement les actions et revendications d’Andry
Rajoelina, jusqu’à dénigrer le Président Marc Ravalomanana uniquement sur la seule parole de Rajoelina sans
évoquer aux auditeurs et téléspectateurs les réalisations du Président Marc Ravalomanana pour Madagascar.
En effet, aucun média n’a relevé que Marc Ravalomanana a fait construire plus de 6000 km de routes
entièrement goudronnées et résistantes aux pluies diluviennes (une première dans le pays) pour relier les
principales villes du pays, améliorant ainsi les échanges commerciaux et l’acheminement des productions
agricoles et industrielles.
Aucun média n’a relevé que Ravalomanana a modernisé le système de santé en profondeur, en ouvrant des
centres de soins dans tout le pays, et en luttant efficacement contre le SIDA et le paludisme.
Aucun média n’a relevé que Ravalomanana a ouvert nombre d’écoles dans tout le pays pour assurer la
scolarité au moins jusqu’à la fin du primaire de tous les enfants en âge d'aller à l'école, et 78 % au collège
(jusqu'en 2002, moins de la moitié des élèves poursuivaient au collège), en leur fournissant du matériel scolaire,
puis en leur enseignant l’anglais dès le plus jeune âge.
Aucun média n’a relevé que Ravalomanana a modernisé l’agriculture en généralisant la production intensive
de riz et en éliminant la spéculation, permettant à Madagascar d’atteindre l’autosuffisance en riz, une
première depuis 1971. Madagascar est ainsi le seul pays au monde où le prix du riz à la consommation a
baissé au moment où les prix des céréales ont augmenté partout ailleurs.
Aucun média n’a relevé que Ravalomanana a fait de la lutte contre la corruption son grand cheval de bataille,
à travers le Bureau Indépendant Anti-Corruption (BIANCO) créé en partenariat avec les institutions
internationales. Aucun média n’a relevé que cette lutte a permis aux producteurs d’écouler leurs
marchandises dans un marché sécurisé, à l’abri des collecteurs véreux qui sévissaient sous Didier Ratsiraka
depuis 1975.
Aucun média n’a relevé que Ravalomanana, pour son second mandat, a mis en place le Madagascar Action
Plan (MAP), afin de poursuivre et pérenniser le développement économique et social de Madagascar
amorcé durant son premier mandat.
Et si les média ont parlé de l’ouverture de Madagascar aux investisseurs étrangers pour l’exploitation
minière, le tourisme, les télécommunications, ils ont dénigré Ravalomanana comme «un commerçant qui vend
son pays aux étrangers», alors qu’au contraire, Ravalomanana a toujours fait en sorte que Madagascar
bénéficie de sa part du gâteau. Par exemple, Ravalomanana a négocié l’emploi de travailleurs malgaches au
complexe minier de nickel d’Ambatovy, un projet mené par le Canadien Sherritt.
La critique par les média francophones de cette ouverture à l’international, et des mesures économiques de
Ravalomanana en général, trouve son véritable fondement dans la remise en cause des positions économiques
françaises lors de la mise en concurrence des marchés. Par exemple, la privatisation de l’opérateur économique
national de télécommunications TelMa a échappé à France Télécom, tout comme la gérance de l’entreprise
nationale d’électricité et d’eau, la JiRaMa, échue à des gérants allemands plutôt qu’EDF.
Pourtant, cette gérance entièrement nouvelle, inconnue des dirigeants précédents, a fait ses preuves : le Fonds
monétaire international, la Banque mondiale, l’Union Africaine, l’Organisation des Nations Unies, l’Union
européenne, toutes les organisations internationales reconnaissent à Marc Ravalomanana le sens de la
transparence, le souci de la sécurisation des investissements et la volonté de développer Madagascar.
Marc Ravalomanana est le seul homme qui ait PROUVÉ, par ses actions, qu’il veut construire
Madagascar.
Au contraire, tout ce qu’Andry Rajoelina a prouvé, n’est que destruction. Et c'est cela que la France
soutient et commande à ses média de soutenir, préparant ainsi l'opinion publique française... mais à quoi donc ?
My name is Andy Heath and I am Commissioning Editor for Demotix, a citizen-journalism agency from the UK. I think your blog is amazing, and I have been following the situation in Madagascar closely.
Would you be interested in posting your photographs with Demotix? We want to make your work seen by the world, and hopefully to get it picked up by the western media (if we do, you would get paid).
It's really easy to join the website and post - or you can email me and I will upload them for you. I really want to get the crisis in Madagascar seen by a wider audience.
Let me know what you think.
Keep safe, and best wishes for your blog.
Andy
Nampidirin'i Andy Heath 12 Mar 2009, 23:34My email is andy@demotix.com
The website is http://www.demotix.com
Nampidirin'i Andy Heath 12 Mar 2009, 23:35[URL=http://rhvumiod.com]csyovbmt[/URL] zuvgcyle lltgciid http://ypagwimh.com uodmapzg gzrxpfbx
Nampidirin'i fwplnxcu 13 Mar 2009, 06:33Pour M Ravalomanana :" Les grands hommes sont ceux qui reconnaissent leurs erreurs devant leurs administrés".Bon courage Monsieur et que votre "remplaçant" ne se fasse pas d’illusion non plus : on ne développe pas un pays sans prendre le temps de changer la mentalité et le comportement de son peuple. C’est un processus lent qui met du temps à se concrétiser. Vous avez été pour beaucoup incompris à cause de cette volonté d’aller plus vite alors que jusqu’à preuve du contraire la plupart des malagasy adorent le "moramora" d’où cette incompréhension de plus en plus profonde. POur vous M TGV, nous nous connaissons pour avoir travaillé ensemble durant 4 ans quand vous étiez encore un DJ (Live, Sexy show, projet 99/2000...)je me permets de vous dire tout simplement que "Ny manodidina anao ihany no ho fahavalonao atsy ho atsy satria efa hatrany am-boalohany ise no nihomehezan’ireo mpihatsaravelatsihy ireo. Mitandrema sao hanenina : Tara loatra vao nahatsapa i Ra8 fa misy mpamadika eo akaikiny. Là où il y les intérêts là ils sont. Fais gaffe car nous te regardons tous et démontres-nous que ce n’est pas pour rien si tu as pu partir de ton statut de DJ jusqu’à celui de patron d’INJET et maintenant un homme d’Etat (Le mérites-tu vraiment ?)
Nampidirin'i Laban Elodie 18 Mar 2009, 18:25ZAMBIA has called for the immediate suspension of Madagascar from the African Union (AU) and the Southern African Development Community (SADC) following the unconstitutional change of government in that country.
Foreign Affairs Minister, Kabinga Pande said at a Press briefing in Lusaka yesterday that the Zambian Government was totally opposed to the unconstitutional change of government in Madagascar, which took place on Tuesday.
Mr Pande said that the Government condemned the forcing of a democratically elected head of state to resign by a mutinous faction of the military at the instigation of a small section of the Madagascar population led by the former mayor of Antananarivo.
"The Government does not recognise the illegitimate government of Madagascar led by Mr Andry Rajoelina. It further calls for the immediate suspension of membership of Madagascar in SADC and the AU and for the return to constitutional order within the shortest possible period," Mr Pande said.
Mr Pande said that the unconstitutional change of governments was a setback and a danger to the entrenchment of democracy and good governance in Africa, a development he said should not be allowed to take root.
Madagascar, Mr Pande said, should break from its past when unconstitutional changes took place in 1975 and 1991.
He said that the Zambian Government upheld the Lome Declaration of the then Organisation of African Unity (OAU) in 2000 and the Constitutive Act of the (AU), which condemn any unconstitutional change of government on the continent.
Nampidirin'i Zambia 20 Mar 2009, 16:57Angelina Soamininala
Rue des Valeurs Ancestrales
Madagasikara
Andry Rajoelina
Place du 13 Mai
Antananarivo
Objet : Poème pour cadeau d’investiture.
Titre : Souviens-toi !
Anjanapara, Betafo Vakinankaratra,
le 21 Maris 2009
Cher Andry,
"Souviens-toi !"
Nous nous sommes connus sur les bancs de l’école.
Je me souvins de toi et même de tes paroles
Tu n’étais point doué mais plein de vitalité
« Quelle beauté, quelle beauté »,
Garçons et filles t’enviaient.
Autour de toi gigotaiet une pullule d’admiratrices
Devant, derrière, même dans les coulisses
Tes traits fins, tes cheveux lisses ont fait fondre le cœur des jeunes filles
De modestes et de bonnes familles.
Quant à moi, je planais, je rêvais de quitter ces bancs
Partir loin, suivre vents et marrées et traverser les océans
A l’inverse de toi, ma peau est foncée, mes cheveux bouclés
J’ai confiance en moi et je ne t’ai jamais guerre enviée
Tout nous sépare mais une chose nous uni
Le sentiment d’être né pour un destin précis
Chacun sa route nos destins n’étaient pas liés
Tu étais DJ, et moi, je sillonnais le monde des quatre côtés
Bien des années plus tard, nous nous sommes croisés
Ton nom a changé, tu es désormais TGV
Grand chef d’entreprise, dit-on de toi
Femme d’affaires, dit-on de moi
Les journaux, les magazines raffolent du petit Roi – Injet, panneaux et même Trophet
Rien ne semble t’avoir échappé !
Quand à moi, plus discrète mais les rêves ne m’ont jamais quittés
Revenue sur mon Ile, la tête bien pleine et remplie de projets
Investir, construire, développer, innover
Tels étaient mon mentor et l’objet
De ce retour, longtemps planifié
Longtemps désiré
Le « Grand » homme d’affaires, tiré à quatre épingles est bien costumé
Je retrouve un TGV, version luxe et décomplexé
La femme d’affaires privilégiée,
Invitée d’honneur, j’ai enfin pu assister
A un des ces évènements, que bien sur tu as créés
Ce soir-là, nos regards se sont croisés
Ton regard insistant, clairement indiquait
Que tu as reconnu en moi quelque chose de familier
Malgré l’affichage, le bling bling et bonnes apparences
J’ai vu à travers toi, la même vieille arrogance
Non ! Pas à mon égard mais à ceux qui t’entourent
Car en me regardant, tes idées courent
Tu cherches mon regard, qui l’eût cru ?!
Mais depuis, nos regards ne se croiseront jamais plus !
Malgache, patriote et fière de l’être
Je mise sur du concret et jamais des « peut-être »
Mais à maintes reprises, mes projets s’enlisent
Ont fait l’objet
D’obstacles innombrables
Mais vite, j’ai compris qu’hélas dans mon pays, il ne suffisait pas d’être capable
Mélange des genres, politique, religion, corruption
De quoi faire trembler ceux qui comme nous– porteurs de bonnes intentions
Je chéris mon pays du plus profond de mon être
Mais au fil du temps,le concret est devenu « peut-être »
Enragée, révoltée de toutes ces injustices
Je me lève, je refuse et je milite
Toi et moi savions que nos dirigeants nous tournaient le dos
Démocratie, liberté, n’étaient que de vains mots
Ma résistance commence par le boycott des produits Tiko
Pas question d’en consommer à la maison comme au bureau
Outragée, révoltée, je refuse toute proposition
De certains membres du Gouvernement d’adhérer à leur position
Notre pays et ses ressources et nos valeurs ancestrales
Seuls socles d’un Tanindrazana idéal
Et je continue à rêver d’un monde meilleur pour mon peuple
Alors je ne puis me taire, je ne puis rester neutre
Puis, vint ton avènement à la Mairie de Tana
J’ai imploré les ancêtres pour que ce soit toi
Traits fins mais moins lisse tu te bats
Pour plus de justice et plus de débats
Désormais, je te suis virtuellement mais je te soutiens autrement
En coulisse, j’élève la voix pour que l’on nous entend
Dialogue de sourd, c’est la loi du plus fort
Mes nuits sont blanches et jamais je ne m’endors
En dehors des affaires, Sarah, Maika, les rumeurs à ton égard vont bon train
Que ta lutte est personnelle et que tu n’iras pas loin
Adepte des faits et non des rumeurs
Je ne percevais pourtant en toi, aucune rancœur
Tu cries liberté, tu cries justice
Tu cries démocraties et partout tu t’immisces
Je te soutiens et je m’accroche à mes rêves, je continue dans ma lancée
Bâtir, construire, développer, créer
Au fil du temps nos rêves s’éloignent
Moi je rêve de valeurs et toi de « règne »
D’ailleurs avons-nous jamais partager les mêmes rêves
Tiré à quatre épingles, tu n’admets aucune trêve
Tu es comme un livre fraîchement imprimé
Beau, lisse, mais qu’as-tu à raconter ?
L’habit fait le moine
Et en blanc tu te proclames
Chet d’un Etat, maintenant sans âme
Et aucun état d’âme
Avec toi se sont envolées les valeurs ancestrales
La démocratie par les violences bestiales
A l’égard de tes aînés, quand bien même ont tort ou sont ignorants
Méritent le respect, car tu n’es qu’un enfant
Le « mal » est chassé, le mal est vaincu !
Songes-tu un instant que tu as aussi perdu ?
Quelles sont tes marques, quelles sont tes valeurs
Tes partisans semblent n’être que des pilleurs et des voleurs
Pillage économique, pillage politique
Pillage constitutionnel, pillage intellectuel, pillage évangélique
Telles sont les s seules images imprimées dans nos mémoires
Et a jamais tu les a inscrits dans notre histoire
La loi du plus fort que jadis tu combattais
Est devenu ton mentor pour mieux régner
Tu n’instaures la peur et l’angoisse
Devenu petit à mes yeux, tu as perdu ton « class »
Mais où emmènes-tu notre pays, et vers quel transition ?
Quand on sait aujourd’hui que tes valeurs reposent sur l’adhésion des bataillons ?
Alors contre toi, je m’insurge et j’entre en résistance
Tu confonds nos valeurs à celles de la France
L’unité de notre peuple et nos valeurs communes ancestrales
Même si elles te semblent futiles et banales
Doivent prévaloir sur les sentiments de haine et de soif de vengeance
Tu as causé en nous un ressentiment immense
Alors à toi, je dis clairement, Vive la résistance !
Tu peux m’arrêter, me crucifier un soir ou un matin
Dans ton armée, je deviendrai un mutin
Tu peux m’arrêter me torturer
Mais tu n’auras jamais ma liberté !
Tes menaces assombrissent le ciel de notre Grande Ile
Sache que ton audace aura été futile
Aux dix sept millions huit cent autres malgaches
Hélas !
Car ton avènement ne fait l’objet d’aucune légitimité
A nos yeux comme à ceux de l’ étranger
Dans mon petit village d’Anjanapara, rien ne nous lie, tout nous sépare
Nos vies sont rythmées par le culte des ancêtres et l’élevage de zébus
A la grande capitale tu t’insurge et tu te prépares
Ta vie est rythmée par le culte d’internet et la pratique de tous les abus
Y compris l’abus de pouvoir
Le comble de ta trahison et que tu es devenu « be rahonana »
Et que notre cher Oncle et jadis respecté Ratsirahonana
Soit un des instigateurs de cet ignoble coup d’Etat
Mais, toi et moi le savons, l’argent rend aveugle et ça va de soit.
Alors derrière toi tu as rassemblé
« Has been », vengeurs, crocodiles et grands frustrés
Je souhaite que ta victoire soit éphémère
Du bling bling au blah blah tu ne peux te taire
A mon peuple, je dis réveillons-nous
Restons Uni, restons debout
Car tu peux nous arrêter, tu peux nous crucifier
Tu n’auras jamais notre liberté !
Puisque nous ne sommes plus sur les bancs de l’école
Puisque nous ne sommes plus du même rang
Puisqu’il ne reste plus rien de nos idéo communes – et rien de ta parole
Chacun sa route, mais nous jouons désormais dans la cour des grands
Alors Je te défie et je te dis :
Vive les valeurs ancestrales ;
Vive les valeurs démocratiques universelles
Tu grilles les étapes, tu poses des ultimatums
Tu pilles la Constitution et tu refuses un referendum
Je te défie et je te dis :
Vive Notre Nation Unie
Et ma résistance a commencé par
Une lettre aux Nations Unies
Même si partout, on inscrira ton nom
Dans notre esprit et nos cœurs, tu n’es pas Président
Par ton mépris, notre Tanindrazana est pointé du doigt
Tu bafoues l’ordre, tu bafoues le Droit
Je t’observe et je t’analyse, mais….ma parole
Tu ne laisseras dans ma mémoire que le souvenir d’un petit camarade, pas très doué
Sur les bancs de l’école
Toujours tiré à quatre épingles et costumé, trait tirés et teints moins frais
Tu es loin d’être celui que tu parais
Tu as perdu le sens des réalités
A l’Ambassade du pays de Voltaire ou tu as séjourné
T’as t-on au moins prévenu qu’un « bien mal acquis n’en profite jamais ?! ;-)
De la part Angelina Soamininala
du petit village d’Anjanapara
Nampidirin'i Angelina Soamininala 21 Mar 2009, 05:51Post Scriptum : Ceci est le sentiment des quelques millions de malgaches à qui tu as refusé la liberté de s’exprimer !