Sary nalaina teo Andohan'Analakely - 28 Mars 2009
Nampidirin'i radotiana | 30 Mar, 2009Andohan'Analakely - 2:09 PM
Ambohijatovo - 2:20 PM

Hiakatran'Ambohijatovo - 2:40 PM
Andohan'Analakely - 2:48 PM

Ambohijatovo - 2:49 PM
Ambohijatovo - 2:50 PM

Andohan'Analakely - 2:50 PM
Andohan'Analakely - 2:50 PM

Andohan'Analakely - 2:50 PM
Ambohijatovo - 2:57 PM

Ambohijatovo - 3:15 PM -
Firehetan'ny tariby an'ny JIRAMA vokatry ny tifi-danitra avy eny ambonin'ilay fiara pick up 4X4.
VITA TOMPOKO
Isaorana be dia be i zandry lahy Mamy Rael nampita ny sary.
Nampidirin'i radotiana 30 Mar 2009, 04:27Izany ka olona kosa
Nampidirin'i sitlo 30 Mar 2009, 09:04tariby fa tsy taroby
tarika + vy
Nampidirin'i sitlo 30 Mar 2009, 09:05Sitlo,
Nampidirin'i Radotiana 30 Mar 2009, 09:13Efa nahitsy ny diso tsipelina. Misaotra betsaka.
Toa biby be ireto miaramila !
Nampidirin'i kdaombaramita 30 Mar 2009, 11:06fa manina reo olona reo ra avela ho eny @ 13mai e.aiza le demokrasia e.
Nampidirin'i 13mai 30 Mar 2009, 15:46nareo tim hamotika an'i madagasikara no tadiavinareo
Nampidirin'i ravalomanody 30 Mar 2009, 16:12Ef fok rogony miaramila nareo e
Nampidirin'i Mina 30 Mar 2009, 17:58iza no tena mamotika e?
Nampidirin'i gastina 30 Mar 2009, 17:58inn de firy no potika? orinasa sa ...! izao refa hoe tsy mahazaka ny demokrasia napetrany .
Misaotra @le sary fa hita aty mintsy ny fandehan'ny hetsika rehetra.
Nampidirin'i Zafintaolo 30 Mar 2009, 18:19Izao ilay hoe 'valin'ny fongiky fongaky', l'arroseur est arrosé, voa raTGVendrana, mbola tsy firy volana akory dia efa mijinja ny nafafiny!!!
Isolé, tsy misy firenena na iray eran'izao tontolo izao ka manohana io HAT io, sa i France fa somary manafina, angamba tokoa.
Ka efa hoe jereo eto
Nampidirin'i TGV & Cie 31 Mar 2009, 00:58Misaotra sy mamporisika ny mpaka sary!! Raha samy mijoro @ ny talentany avy, tahakan'ireto zandry mpaka sary ireo isika dia tsy norambosan'ny jiolahimboto (Andry Rajoelina) sy tontakely (ireo olona novidiany sy ny HAT) hoatran'izao ny firenena. Mba menatra nareo be vava ireo fa aza ao ambadikin'ny ordinateur eo fotsiny e. Raha lehilahy dia raiso ny andraikitrareo ... raha mbola tsapanao koa izany.
Nampidirin'i Ragasy 01 Apr 2009, 07:14Fa nahoana kay isika samy gasy no mifamono toy izao fa nahoana loatra sa efa fitiavan-tena diso tafahoatra lohatra tsy mety aloha izao ataontsika izao amiko e malagasy mipetraka aty ivelany aho ka mahatsapa hoe maninona no tsy mba hahay hifandamina ny mpiray tanindrazana tsy mety mihitsy ny toe-tsaina fa tokony iray mandat dia efa miala ny mpitondra fa anjary mahatonga korontana afaka enina taona dia ataonareo ohatran'io koa zao i Andry TGC toa an'i Ravalomanana sy Ratsiraka ihany anie fa izao aloha mivavaha ho an'i Madagasikara ianareo izao koa efa mivavaka mafy. Nahoana e?
Nampidirin'i Ranjavola Andriamanana 02 Apr 2009, 05:27Rehefa @ fotoana inona no antsoina hoe mpitandro filaminana itony karazan'olona manao akanjo ravitoto itony ary rehefa @ fotoana inona indray no antsoina hoe "MPITANDRO NY FANAKORONTANANA" ...fa toa sady tsy ho an'ny tanindrazana araka ilay litanie mahazatra na tsy androka haron'ny vozona koa fa toa olona mpandrogony fontsiny. Mpihinana ny volam-bahoaka fontsiny nefa mamoritra sy mamono azy. Tsy misy ilàna miaramila eto Dago
Nampidirin'i Mpandoha hetra 02 Apr 2009, 10:16