Sary nalaina teo Ambohijatovo sy Analakely - 11 Septembre 2009
Nampidirin'i radotiana | 12 Sep, 2009Ambohijatovo - 10:08 am

Ambohijatovo - 10:13 am

Ambohijatovo - Razily - 10:23 am
Ambohijatovo - 10:32 am
Ambohijatovo - 10:55 am
Ambohijatovo - 10:56 am
Ambohijatovo - 11:00 am

Ambohijatovo - 11:00 am
Ambohijatovo - 11:11 am

Andohan'Analakely - 11:14 am

Andohan'Analakely - 11:16 am

Tohatoha-baton'Antaninarenina - 11:51 am

Analakely - 12:11 pm

Analakely - 2:36 pm

Analakely - 2:38 pm

Analakely - 3:53

Analakely - 3:56 pm
VITA TOMPOKO
Miarahaba antsika rehetra ary miala tsiny noho ny tsy nahafahana nandray anjara mavitrika hatramin'ny volana Mars noho ny fahasahiranana amin'ny asa aman-draharaha. Te hanamarika kely aho fa tsy izaho ilay olona naneho hevitra nampiasa ny solon'anarana "radotiana". Nalaina ireo sary eo ambony ireo mba hanehoana ny zava-nisy. Samy afaka mandika ny heviny amin'izay mahatony ny sainy hatrany anefa. Mazotoa daholo.
Nampidirin'i radotiana 12 Sep 2009, 00:55misaotra foana foana e !
Nampidirin'i ikalamako 12 Sep 2009, 16:58kay
Nampidirin'i simp 13 Sep 2009, 00:00ary misy ramatoa efa antitra mande mitolona an!
tena fitiavan-tanindrazana tokoa angmaba an :)
Ikalamako,
Rakitra misy ho jerena any aoriana ireo ry Ikalamako. Misaotra nametraka e.
Simp,
Nampidirin'i Radotiana 13 Sep 2009, 08:26Mba variana tamin'iny ramatoa masaka ara-poto-kevitra iny koa aho. Mety ka. Sahy mijoro amin'izay maha resy lahatra azy.