Sary nalaina teo Analakely - Tsaralalàna - 14 Septembre 2009
Nampidirin'i radotiana | 14 Sep, 2009Analakely - 2:46 pm
Tsaralalàna - Manoloana ny Consulat Général de France - 3:00 pm
Analakely - fiara niantsona nanoloana ny fivarotam-panafody - 3:03 pm

Analakely - 3:07 pm
Analakely - 3:08 pm
Analakely - 3:10 pm
Tsaralalàna - 3:23 pm

Analakely - 3:37 pm
VITA TOMPOKO
Izao foana ve no fiainana isan'andro ? tena mahakivy ! tsy hilamine intsony i Gasikara.
Nampidirin'i Kdaombaramita 15 Sep 2009, 01:23Tena mitantara mihitsy ilay sary an! mampalahelo i Gasikara.
Nampidirin'i Maeva74 16 Sep 2009, 01:47Misaotra an'i Raditiana nizara ô!
Maeva74, Misaotra nitsidika sady nametraka ô!
Nampidirin'i radotiana 16 Sep 2009, 05:08Hilaza kely aho aloha! Tamin'ny fahatongavako teny dia io rangahy manao lobaka carreaux solasola io no nitondra ny fiara.
Nampidirin'i jentilisa 16 Sep 2009, 13:36Jentilisa, asa na mba afaka nitondra fanazavana tamin'ny haino aman-jery ny amin'ny izay heveriny ho antony tena nahatonga ny firehetan'ny fiarany izy. Enga anie mba honeran'ny trano fiantohana ny fiarany niaram-boina.
Nampidirin'i radotiana 16 Sep 2009, 15:41Ka nanontaniako izy fa tsy nety namaly. Asa raha mba nisy haino aman-jery nanontany azy satria tena ilaina mihitsy io.
Nampidirin'i jentilisa 16 Sep 2009, 16:55Jentilisa, natahotra ny arakaraka angamba izy ka dia naleony nangina. Mampalahelo.
Nampidirin'i radotiana 17 Sep 2009, 03:36indrisy ry taniko izao sisa no ho hany fiaraha monina any aminstika veh?
Nampidirin'i sipagasy 19 Sep 2009, 21:39