Ela ny ela - ceinture de sécurité ao Dago?
Nampidirin'i radotiana | 3 Mar, 2007
|
|
Voalaza tao amin'ny gazety novakiako androany fa nampiana ny hoe " ny teny malagasy, frantsay ary anglisy no teny ofisialy» ary «ny teny malagasy no tenim-pirenena» ny ao amin'ny andininy faha 4 ao amin'ny lalam-panorenana haroso hisafidianan'ny vahoaka amin'ny 4 Aprily.
Raha lany ny "Eny" dia hanomboka hahazo vahana ve izany ny fampiasana ny teny anglisy any Dago? Mety hahaliana ihany ny hanaraka ny fivoarany.
| « | Martsa 2007 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | ||||
| 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
| 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
| 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
| 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 |