Paradin'omby!!
Nampidirin'i radotiana | 13 Aog, 2006
Andian-tsarina omby vongana miisa 100 mahery no ampirantiana eny amin'ny arabe, parc ary toerana falehan'ny be sy ny maro ao amin'ny tananan'i Denver, Colorado (USA). Tsidiho ny Cow Parade raha te hahalala misimisy kokoa mikasika azy ity ianao.
Nandalo tany Denver aho ny alakamisy lasa teo ka ireto misy sary vitsivitsy nalaiko izay mba tiako ho zaraina aminareo. Mijere finaritra.
Lohateny: San Luis Valley Cow
Lohateny: Village Cow
Ity angamba no tena hoe "Omby Vola" aminy :-) )
Tsy dia nanantena hahita vola gasy aho saingy ...


Lohateny: Cow Stamp(ede)

Lohateny: Identity Crisis

Lohateny: It's your moove

Lohateny: Aspen Eyes

Lohateny: Alpine Explosion

Lohateny: Bovine Beauty

Lohateny: Mavine Muse

Lohateny: Cow Town USA
Ankafihiziko!

Ity farany ity indray kosa dia mba tsetratsetra tsy aritra teny andalana teny fotsiny.
Lohateny: Gossip - Mifosa

Vita Tompoko!